Any Ivelany

Japon sy Etazonia Mila ahitsy ny fifanakalozana ara-barotra


  • Talata 28 Mey 2019

Nilaza indray ny Filoham-pirenena Amerikanina, Donald Trump, nandritra ny fanokafana ny fihaonambe iray tao Tokyo renivohitr’i Japon niaraka tamin` ny praiministra Japoney Shinzo Abe fa “varotra mandeha ila ny hifanaovan` izy ireo sy ny firenena Japoney”

 

 

 ka ilaina ny hisian` ny dinika mba hisian` ny vahaolana mahakasika izany. Nanamafy ny tenany nanao hoe “miasa amin` ny tsy fitoviana ara-barotra izahay, ka lehibe ny tsy fitoviana ary miasa amin` izany izahay momba any fifampiraharaham-barotra. Ary ho azoko antoka fa hahita vahaolana izahay amin` ny fotoana iray”. Mbola tsy voafaritra kosa ny fifanarahana. Etsy ankilany, nilaza ihany koa ny Filoha Amierikanina fa ny Filoha Koreanina Tavaratra Kim Jong Un dia lehilahy tena mahay ary fetsy ka nahatsapa ny tenany fa ilaina ny fitaovam-piadiana nokleary mba hampandroso ny fireneny.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT