Any Ivelany

James Bond Nodimandry i Sean Connery


  • Alatsinainy 02 Novambra 2020

Nodimandry ny sabotsy teo teo amin’ny faha 90 taonany ilay mpilalao sarimihetsika Ecossais malaza, Sean Connery.

 

 Maro ireo sarimihetsika malaza nahitana azy toy ny Indiana Jones, Le roi Arthur, Robin des bois sy ny maro hafa. Ny horonantsarin’i Ian Fleming, James Bond kosa no tena nametraka azy ho vakoka velona teo amin’ny tontolon’ny sarimihetsika manerantany. Milalao sarimihetsika ihany koa moa ny zanany, Jason Connery.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT