Any Ivelany

JACK MA NIPOITRA IHANY


  • Alakamisy 21 Janoary 2021

Niverina nipoitra sy niteny ilay mpanefoefo Sinoa Jack Ma telo volana taorian’ny nanakianany

 

 

mafy ny fitondrana kaominisitra sinoa ny 24 oktobra ary nangina taorian’izay. Niova ny firesany, ary naneho fa vonona hifanolo-tànana amin’ny Fanjakana amin’ny fampandrosoana. Mpanefoefo indrindra voalohany any Chine izy saingy voalaza fa voasongona tao anatin’ny 3 volana, faha-25 kosa maneran-tany. 50,6 miliara dolara eo ny tombam-bidin’ny harenan’ity tompon’ny Alibaba ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT