Any Ivelany

ITALIE MISY FIANANKAVIAN’NY MATY MITAKY ONITRA


  • Alakamisy 24 Desambra 2020

Olona manodidina ny 500 eo fianankavian’ireo olona namoy ny ainy vokatry ny

coronavirus no naneho omaly, fa hampiakatra ny raharaha any amin’ny fitsarana hitory manam-pahefana any amin’ny faritra sy nasionaly. Mitaky onitra hatrany amin’ny 100 tapitrisa euros ihany koa. Nipetraka omaly tao amin’ny Tribonalin’i Rome ny fitoriana, ka isan’ny toriana ny Filohan’ny filankevitra Giuseppe Conte, ny Minisitry ny fahasalamana Roberto Speranza, ary ny governoran’i Lombardie Attilio Fontana. Efa 70 395 ny maty hatrizay, ary 553 ny omaly. 14 522 kosa ny tranga vaovao, ary 1 991 278 ny hatrizay.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT