Any Ivelany

Iran Nandrenesana horohorontany indray


  • Talata 09 Jolay 2019

Nandrenesana horohorontany 5.6 amin’ny maridrefy Richter indray tany atsimo andrefan'i Iran omaly.

 

 84 km miantsinanana ny tanàna antsoina hoe Ahwaz no nisy ny ivony. Tamin`ny 11 ora sy sasany tany an-toerana no nandrenesana ilay loza. Tsy mbola voaray kosa ny tatitr`ireo niharan-doza sy niharam-boina naterak`izany. Manao ny asany ny mpamonjy voina any an-toerana mijery ifotony ireo fotodrafitrasa rava sy ny fahavoazana amin`izao fotoana izao.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT