Any Ivelany

IRAN NAFANA NY FAHATSIAROVANA AN’I QASSEM SOLEIMANI Herintaona


  • Alatsinainy 04 Janoary 2021

katroka omaly 3 janoary 2021 ny namonoan’ny Amerikanina ilay jeneraly malaza

 

sy andrin’ny tafika sy ny Fanjakana Iranianina Qassem Soleimani, tamin’ny alalan’ny drône nisy baomba tany Irak. Vahoaka an’arivony maro no nanao hetsi-pahatsiarovana ny takarivan’ny sabotsy sy omaly alahady, mba hanomezam-boninahitra azy sy nanehoana amin’ny Amerikanina, fa ho avy ny valifaty. “Vengeance”, “on ne veut pas de l’Amérique” na hoe: “Valifaty”, “tsy mila an’i Amerika” no isan’ny sora-baventy novoizina. Teo ihany koa ny hoe : « Go out Amerika » na hoe lasa mandeha any ny Amerikanina. Mandrahona ny handrefotra ady any Irak moa ny vondrona Hezbolah.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT