Any Ivelany

IRAK MANDRAHONA ADY GOAVANA NY HEZBOLAH


  • Alatsinainy 28 Desambra 2020

Mihalalina ny tsy fifankahazoana eo amin’ny milisy mitam-piadiana Chiites

 

mpomba ny Iranianina sy ny Governemanta Irakianina. Ny sabotsy teo, nandrahona ny Praiminisitra ny Lehiben’ny Hezbollah Irakianina fa ho avy ny ady goavana ao anatin’ny faritra Irak iray manontolo eo amin’ireo mpomba an’i Iran sy Etazonia, izay mifandramatra. Herinandro lasa izay, dia efa notifirin’izy ireo ny tamin’ny “roquette” ny masoivoho Amerikanina ao Bagdad ho fampisehoan-kery. Voarahona mafy ny Praiminisitra Irakianina Mustafa al-Kadhimi. Milaza ny hamaly faty ny nanomoan’ny Amerikanina ny jeneraly malaza Iranianina Qassem Soleimani ny 03 janoary 2019 izy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT