Any Ivelany

INFANTINO FILOHAN’NY FIFA NANDRAHONA IREO MIKETRIKA NY “SUPER LEAGUE”


  • Alarobia 21 Aprily 2021

Tsy misy fisalasana kely akory, fa ny FIFA dia mandà marindrano sy amin’ny fomba hentitra ny fikasan’ny klioba goavana 12 hanangana ny “Super league

 Eoropeanina”, hoy ny Filohan’ny Fifa Gianni Infantino omaly talata. “Tsy maintsy hizaka ny vokany” ireo minia manao izany, raha ny nambarany. Na mivoaka na miditra, fa tsy aza misabaka, hoy I Infantino izay nanamafy ny hanesorana ireo klioba sy mpilalao mandray anjara amin’io tsy ho ao anatin’ny fifaninana nasionaly sy iraisam-pirenena. Mety ho kihon-dàlana goavana amin’ny baolina kitra maneran-tany io zava-misy any Eoropa io, izay ambaran’ny mpandinika fa fanonganam-panjakana ara-panatanjahantena hoenti-manohitra ny Politika maloton’ny FIFA sy ny UEFA. Mety manana ny kajiny sy ny politika avo lentany ihany koa ireo Mpanefoefo tompona klioba.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT