Any Ivelany

INDONESIE TAFIAKATRA 60 NO MATIN’NY HOROHORON-TANY


  • Alatsinainy 18 Janoary 2021

Tafiakatra 60 ireo namoy ny ainy vokatry ny horohoron-tany mahery vaika

nahatratra 6,2 amin’ny mari-drefy Richter ny alin’ny zoma teo tany Indonésie. An’arivony ny tra-boina tsy manan-trano, an-jatony ny naratra, hoy ny manam-pahefana. Mihorohoro tanteraka ny mponina any amin’ny ilany andrefan’ny Nosy Célèbes, izay vao avy norotehan’ny horohoron-tany goavana sy “tsunami” ny taona 2018, izay namoizana ain’olona 4300 tamin’izany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT