Any Ivelany

Hong Kong “Tsia” roa tapitrisa ho an`i Sina


  • Alakamisy 20 Jona 2019

Naneho fialan-tsiny ampahibemaso i Carrie Lam, lehiben`ny Andrimpanjakana mpanatanteraka any Hong-Kong manoloana ny krizy

naterak`ilay volavolan-dalàna manome alalana amin`ny fandefasana raharaha ara-pitsarana mankany Sina, Efa niantona ity volavolan-dalàna ity rehefa nahery vaika ny fitakiana ho fanoherana izany nataon`ny delegen`ny “Front civil”, izay niisa roa tapitrisa. Nambaran`ireto farany fa tsy fanafoanana ny fikasana no hampilamina ny krizy fa fanemorana ny raharaha fotsiny ihany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT