Any Ivelany

HERINTAONAN’NY COVID-19 MIFANDRIROTRA I CHINE SY ETAZONIA


  • Zoma 18 Desambra 2020

Herintaona toy izao no nalaza tany Chine covid-19 niainga tany Wuhan. Hatreto,

mbola miapanga an’i Chine ho fositra sy nanao tsirambina ary nanaparitaka an’io ny Amerikanina. Miantso ny OMS hanao fanadihadiana amin’Ii Chine ny Bekintana. Tsy manda ny fanadihadiana ny Sinoa, saingy manda ny fiampangana azy. Nilaza aza i Chine, fa efa nisy herintaona nialoha tany Eoropa ny covid-19 no nampidirina tany aminy, ary karazana entana nifono no nahatongavany tany. Mbola hifanilihana izany ny fototry ny covid-19. 75 tapitrisa kosa ny voa hatramin’izay, ka 7 tapitrisa eo ny mbola tsaboina, ary 1,7 tapitrisa kosa ny maty.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT