Any Ivelany

GRAND PRIX DE BAHREÏN NOROMBAHIN’I LEWIS HAMILTON


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020


 

 

Nobatain’i Lewis Hamilton tamin’ny alalan’ny fiara marika Mercedes nentiny ny “Grand Prix de Bahreïn” teo amin’ny “F1” fifaninanana goavana eo amin’ny tontolon’ny hazakazaka fiarakodia. Isan’ny nanamarika ny fifaninana ny loza mahatsiravina nahazo ilay Frantsay Romain Grosjean nitondra fiara Haas, ary fahagagana no nahatafavoaka sy naha avotra azy tsy nisy tomika, kanefa nirehitra mihitsy ny fiara.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT