Any Ivelany

GHANA NAHAZO VAKSINY 600 000 FATRA


  • Zoma 26 Febroary 2021

Tonga tany Ghana tamin’ity herinandro ity ny andiany voalohany amin’ny vaksiny hiadiana amin’ny covid-19

 

 

 ao anatin’ny tetikasa covax , natao hamatsiana vaksiny ireo firenena sahirana. 600 000 fatra avy amin’ny AstraZeneca sy ny Laboratoara Indianina no tonga any amin’ity firenena ity. 81 673 ny voa hatrizay, 588 ny maty ka 4 ny omaly, 74 681 no mbola tsaboina any Ghana izay misy mponina izay misy mponina 31,4 tapitrisa eo. Nahazo 200 000 fatra avy amin’ny Sinopharm any Chine ihany koa i Algerie ny alarobia teo noho ny firahalahiana eo amin’ny tany roa tonta hatry ny ela.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT