Any Ivelany

FRANTSA SAMY MIHIBOKA NY FILOHA SY NY PRAIMINISITRA


  • Zoma 18 Desambra 2020

Voamarina omaly 17 desambra fa voan’ny coronavirus ny Filoha Frantsay

 

Emmanuel Macron rehefa notsihana noho ny fambaran’aretina. Voatery hihiboka mandritra ny 7 andro na hanao asa ampitain-davaitra aza. Nikoropaka sy nisafidy ny hihiboka ihany koa aloha ny Praiminisitra Jean Castex noho izay nitakosona taminy. Nihaona tamina olona maro i Emmanuel Macron ny alarobia: filankevitry ny minisitra, filankevitra Eoropeanina, filankevitry ny fiarovana, ary mbola niara-nisakafo tamina mpanao politika am-polony tao amin’ny Lapan’i Elysée ny hariva. Isan’ny nihaona taminy ny Praiminisitra Espagnol sy Portugais. Miiba kosa ny valiny ho an’i Brigitte Macron.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT