Any Ivelany

Frantsa-Italia Tapaka ny zotran-dalamby TGV


  • Zoma 05 Jolay 2019

Ho tapaka ny zotran-dalamby haingam-pandeha mampitohy an’i France-Italia hatramin’ny 31 jolay

 

 izao noho ny fihotsahan’ny tendrombohitra volkanika ao Modane Frantsa vokatry ny tafiotra mahery nitranga ny alarobia lasa teo. Namoaka fanambarana ireo tompon’andraikitra ao amin’ny fitaterana any an-toerana ka niantso avy hatrany ireo mpandeha izay efa namandrika tapakila tany Frantsa hihazo any Italia. Marihina fa tsy ny fiaran-dalamby haingam-pandeha (TGV) mampitohy an’i Frantsa-Italia ihany no voakasika fa hatramin’ireo fiaran-dalamby rejionaly maromaro ao Frantsa mankany Italia ihany koa.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT