Any Ivelany

FRANTSA IRAY AMIN’NY 10 NY TRANGANA COVID-19


  • Alakamisy 28 Janoary 2021

Tranga iray amin’ny olona 10 amin’izao fotoana izao ny taha amin’ny fisehoan’ny valanaretina covid-19 any Frantsa.

 

 

 Mety ho azo heverina fan oho ilay endri-pisehoany mamindra haingana dia haingana any Royaume-Uni, izay avo telo heny eo mitaha amin’ny tamin’ny herinandro voalohan’ny janoary, hoy I Gabriel Attal, Mpitondra tenin’ny governemanta. 26 916 ny voa, ary 350 ny maty tany Frantsa omaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT