Any Ivelany

FRANTSA FISAONAM-PIRENENA NY 09 DESAMBRA


  • Zoma 04 Desambra 2020

Namoaka didim-panjakana ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron omaly fa hatao fisaonam-

 

 

pirenena ny 09 desambra izao noho ilay fahafatesan’ny Filoha teo aloha. Valéry Giscard d’Esataing, izay nodimandry alarobia teo. Coronavirus no nahalavo ity Filoha teo aloha ity teo amin’ny faha-94 taonany. Voalaza fa tsy nangataka fanamarihana nasionaly ity Filoha Frantsay teo anelanelan’ny 1974 taona hatramin’ny 1981 ity, ka somary ho tsotsotra ny lanonam-pandevenana azy, izay ny fianankaviana no tena handray an-tànana. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT