Any Ivelany

FRANTSA “COUVRE-FEU” MANOMBOKA RAHAMPITSO


  • Zoma 15 Janoary 2021

Mihatra manomboka rahampitso sabotsy 16 janoary ny tsy fahafahana mivezivezy

 

 

amin’ny alina mandritra ny 15 andro ao anatin’ny tanin’ny Repoblika Frantsay, araka ny fanambaran’ny Praiminisitra Jean Caste omaly. Manomboka amin’ny 6 ora hariva dia efa mihatra izy io. Ho fisakanana ny firongatry ny covid-19 io. Na izany aza nisaotra ny Frantsay ny Praiminisitra satria tsy dia niakatra ny tranga taorian’ny fety noho ny fitondran-tena mendrika. Voafehy ny antsika, raha jerena ny firenen-kafa namana, hoy izy. Tsy maintsy manao fitiliana ireo hivoaka ivelan’ny Vondrona Eoropeanina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT