Any Ivelany

FRANTSA 867 MATIN’NY COVID-19 OMALY


  • Alarobia 06 Janoary 2021

Na efa mandeha aza ny vaksiny any Frantsa, nahatratra 20 489 ny isan’ny trangana

 

covid-19 tany an-toerana tao anatin’ny 24ora farany. Tafiakatra 867 be izao no namoy ny ainy io andron’ny omaly io. Ny 345 tany amin’ny hopitaly, ary ny 522 tany amin’ny Ehpad na ireo toeram-pitaizana ireo nahazo taona, raha ny antontan’isa navoakan’ny manampahefana omaly. Tafiakatra 66 282 ny isan’ny namoy ny ainy hatramin’izay.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT