Any Ivelany

FRANTSA 1219 NY MATIN’NY COVID-19 OMALY


  • Alarobia 18 Novambra 2020

Nahatratra 1219 ny olona namoy ny ainy vokatry ny covid-19 tao anatin’ny 24ora

 

farany, nampiakatra ny isan’ny lavo hatramin’izay ho 46 216. Voadingana omaly ihany koa ny 2 tapitrisa amin’ny isan’ny voa rehetra hatrizay satria efa 2 036 755. Miha midangana hatrany ny tranga any Frantsa. Manodidina ny 15 tapitrisa mahery ny voa hatrizay tany Eoropa, ary efa 1,32 tapitrisa ny namoy ny ainy maneran-tany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT