Any Ivelany

FRANCK LAMPARD NOROAHIN’NY CHELSEA TSY HO MPANAZATRA INTSONY


  • Talata 26 Janoary 2021

Ny volana jolay 2019 no niverina tao Chelsea i Lampard ka nanazatra ity Kliobany fahiny,

 

 

 saingy nesorina omaly noho ny vokatra ratsy azon’ny Chelsea ao anatin’ny fifaninanan’ny Premier Ligue satria laharana faha-9 izy ireo amin’izao. Nandany 200 tapitrisa euros ity Klioba Londoniens ity tamin’ny fividianana an’I Harvertz, Chilwell, Werner, ary Ziyech saingy tsy araka ny nantenaina ny vokatra. Ilay mpanazatra ny PSG Thomas Tuchel izay nesorina ny 24 desambra teo no voalaza hatreto fa hasolo an’i Lampard. Ity mpilalaony teo aloha ity no mpanazatra faha-14 noroahan’ilay teratany Rosiana Roman Abramovich izay tompon'ny Chelsea Football club ity hatramin’izay nividianany ny Klioba tamin’ny 2003.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT