Any Ivelany

FRANCE METY HIOVA NY LOJIKAN’NY FIFIDIANANA 2022


  • Alarobia 23 Jona 2021

Mampametra-panontaniana amin’ny mety ho kisarisarin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2022 ny fifidianam-paritra vao vita andro vitsy tany Frantsa.

Raha tombanana ho “favoris” hiakatra fihodinana faharoa ny Filoha am-perin’asa Emmanuel Macron sy ny Filohan’ny hery farany ankavanana Marine Le Pen, dia mety hanova ny kajy politika sy sokajiana ho faharesen’izy ireo ny fifidianam-paritra vao andro vitsy nanjakan’ny tahan’ny tsy fandraisana anjara hatrany amin’ny 60% mahery, izay tsy dia fahita firy any Frantsa.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT