Any Ivelany

Formule 1 Niangaviana handray fifaninana roa i Shanghai


  • Alarobia 17 Jona 2020

Nambaran’ny tompon’andraikitra Sinoa iray, Atoa Xu Bin « directeur de l'administration des sports de Pékin » tao amin’ny haino aman-jery “agence Xinhua, fa nangatahan’ny FOM na “Formula One Management”

 

 

 

 

 

handray fifaninanana mitondra fiara F1 in-droa miantoana ny “circuit de Shanghai” eo amin’ny fandaharam-potoana vaovao hiverenan’ity fifaninanana ity aorianan’ny ady amin’ny tsimokaretina covid-19. Mieritreritra ny mbola hamita fifaninanana hatrany amin’ny 15 ka hatramin’ny 18 isa mantsy ny F1 amin’ity taona 2020 ity. Miankina betsaka amin’ny fivoaran’ny ady amin’ny coronavirus ny mety hanekena an’izany, hoy Atoa Xu Bin.Ny any Eorapa no efa fantatra fa “Grand Prix F1” miisa 8 no hotanterahina amin’ity taona ity.

 Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT