Any Ivelany

FITIFIRANA NY IRAKY NY ONU NIAIKY NY GOVERNEMANTA ETIOPIANINA


  • Alarobia 09 Desambra 2020

Niaiky ny governemanta Etiopianina omaly, fa nisy ny tifitra nataon’ny

 

miaramilan’ny tafi-panjakana ny ekipan’ny ONU mpitondra fanampiana mahaolona tany Tigré ny alahady teo. Tany amin’ny faritra tsy isan’ireo nambarany fa handehanana ireo iraky ny ONU io ireo, hoy ny governemanta. I Tigré izay manohitra ny fahefam-panjakana foibe. Tsy mbola tafiditra any amin’ny tokony hiantefany ny fanampiana, ka tezitra sy nampiaka-peo ny lehiben’ny Diplaomasie Eoropeanina Josep Borel, taorian’ny fivorian’ny filan-kevitry ny ONU. Nahoana ny Praiminisitra Abiy Ahmed izay vao nahazo ny Loka Nobel ho an’ny Fandriampahalemana no mamaha ny olana amin’ny alalan’ny tafika? hoy ny fanontaniana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT