Any Ivelany

Fitaterana anabakabaka 100 miliara dolara no fatiantoka maneran-tany


  • Alarobia 26 Aogositra 2020

Nihena 4,6 miliara ny isan` mpandeha fiaramanidina hatramin` ny nisian` ny valanaretina “coronavirus” maneran-tany teo amin` ny seham-pitaterana anabakabaka araka ny tatitra navoakan` ny banky iraisam-pirenena.

 

 

Nitarika ny fikatonana ny famezivezena anabakabaka sy ny fikatoan` ny sisin-tany rehetra tokoa mantsy ny valanaretina ka mitentina 100 miliara dolara no fatiantoka ho an` ity seham-pitaterana ity maneran-tany izay miantraika mivantana amin` ireo mpandraharaha izany sy ny fanjakana. Araka izany, mila drafi-panarenana goavana ity sehatra ity ka ilaina ny fiaraha-mientan` ireo mpiara-miombon-antoka rehetra, ny fanjakana ary ireo mpandraharaha amin` izay sehatra izay. Ho an` i Madagasikara manokana dia misy ny volavolan-kevitra ho drafi-panarenana amin` izay ny fitaterana anabakabaka hivoaka atsy ho atsy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT