Any Ivelany

Fitakiana tetezamita ao Soudan 246 ireo namoy ny ainy


  • Alarobia 31 Jolay 2019

Mpianatra amin`ny lisea miisa dimy no maty voatifitry ny basy, ny alatsinainy lasa teo, noho ny fanaovana fihetsiketsehana tao Al-Obeid ao Soudan.

 “Heloka tsy azo ekena io asa fampihorohoroana io”, hoy i Abdel Fattah, filohan`ny filankevitry ny miaramila any an-toerana. Tsy tokony hosaziana ny sivily manao fihetsiketsehana, hoy ihany izy. Hatramin`ny volana desambra mankaty dia nahafatesana olona miisa 246 tany Soudan. Ny hetsika tamin`ny 3 jona lasa teo, izay nangataka ny fitondrana tetezamita hotantanin`ny vahoaka tao Khartoum, no tena namoizana ain`olona betsaka indrindra satria nahatratra 127 ireo namoy ny ainy.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT