Any Ivelany

FISIDINAN’NY BOEING 737 MAX AHIANA NY FITSIVALALAN’NY EOROPEANINA


  • Talata 26 Janoary 2021

Ao anatin’ny fotoana handinihan’ny Parlemantera Eoropeanina ny fanesorana ny

 

sazy tsy fahafahan’ny Boeing 737 Max misidina any amin’ny Lanitr’i Eoropa no mivoaka ny fanoherana. Nilaza I Ed Pierson mpiasa ambony teo aloha, niandraikitra ny famokarana ny Boeing 737 tany amin’ny ozinina any Renton akaikin’I Seattle, fa mampanahy be io fitaovana io. Milaza kosa ny Boeing, fa ratsy fototra sy tsy mitombona ny fanambaran’i Ed Pierson, izay miaramila fahiny tao amin’ny tafika anabakabaka Amerikanina. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT