Any Ivelany

FIRENENA MIKAMBANA HIVORY MAIKA NY FILANKEVI-PILAMINANA ANIO


  • Talata 02 Febroary 2021

Hivory maika ny filankevi-pilaminan’ny Firenena Mikambana anio talata eo

 

anatrehan’ny toe-draharaha any Birmanie. Ny zava-dehibe dia hanana feo iray sy fanambarana iray ny ONU eo anatrehan’ny zava-misy sy ny fanamelohana efa nandeha nataona firenena maro samihafa. Hirona betsaka amin’ny fanerena ny miaramila hamerina haingana dia haingana ny fahefana amin’ny sivily. Mitaky ny hanajana ny fifidianana ihany koa ny Vondrona Eoropeana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT