Any Ivelany

FIRENENA ANY EOROPA MARO HANAKATON-TRANO AMIN’I ROYAUME-UNI


  • Alatsinainy 21 Desambra 2020

Firenena Eoropeanina maro no nanapaka ny fifandraisany amin’i Royaume-Uni

 

 

noho ny fisian’ilay coronavirus amin’ny endriny vaovao, haingam-pifindra kokoa. Isan’ny nanapa-kevitra ny hanatsahatra ny fandraisana sidina anabakabaka avy any Royaume-Uni iI Bélgique sy Pays-bas omaly alahady. Mieritreritra handray fepetra mitovitovy amin’izay tsy ho ela ihany koa i Allemagne, ary tsy amin’ny Britanika ihany fa amin’i Afrika Atsimo ihany koa. Niaiky ny Minisitry ny fahasalamana Britanika Matt Hancock omaly alahady 20 desambra fa tena tsy voafehy ity coronavirus amin’ny endriny vaovao ity, izay antony nanamafisana ny fihibohana any Londres sy ny faritra hafa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT