Any Ivelany

FILOHAN’NY FIFA MITSIDIKA AN’I AFRIKA


  • Alakamisy 18 Febroary 2021

Manao fitsidihana an’i Afrika ny Filohan’y Fifa Gianni Infantino, 12 volana

 

 

taorian’ny namoahany hevitra hikitihana ny fifaninanam-pirenena Afrikanina niteraka adihevitra goavana. Mifamahofaho ny fomba fijery dia ny hoe : fampandrosoana ny kitra sa politika ? Isan’ny hotsidihany I Mauritanie mpampiantrano ny CANU20. Hitokana ny kianja Nouadhibou. Mirehareha amin’ny fahavitan’io ny FIFA, ary midera ny ezaky ny Federasionina (FFRIM) tarihin’ny Filohany Ahmed Yahya i Infantino. Io Filohan’ny FFRIM io, izay isan’ireo kandida ho Filohan’ny CAF amin’ny 12 martsa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT