Any Ivelany

FILOHA SINO NIARAHABA AN’I JOE BIDEN


  • Alakamisy 26 Novambra 2020

Omaly 25 novambra vao naneho fiarahabana ofisialy ny Filoha Amerikanina

 

 

vaovao Joe Biden tamin’ny fandreseny ny Filoha sinoa Xi Jinping. « hanalavitra ny fifandirana sy fifandonana rehetra ny firenena roa tonta ary hitazona ny fifanajana sy ny fiaraha-miasa samy mahazo tombony tsy mitanila (gagnant-gagnant)», hoy i Xi Jinpig. Ahafahana mametraka ny fiandrianana sy ny fitoniana io, hoy ity Filoha ity tamin’ny alalan’ny telegrama miantefa amin’i Joe Biden.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT