Any Ivelany

FIKIRAKIRANA NY URANIUM MANDRAHONA HAMPIAKATRA 20% NY HERINY I IRAN


  • Talata 05 Janoary 2021

Mandrahona ny hampitombo 20% ny herin’ny« Uranium » hanaovany fikarohana i Iran ,

 

 

 raha toa ka tsy mihoatra ny 3,67% no voafaritry ny fifaranarahana tamin’ny taona 2015, ary isan’ny nanasonia izany ny any Téhéran. Ao amin’ny site de Nantaz, izay fanaovana fikarohana ara-nokleary ihany no ahafahana manao izany. Hampitombo 120kg ny “Uranium” kirakirainy ity firenena ity hanatrarana io 20% io, izay ahian’ny tandrefana mafy ny resaka programa ara-noklearin’i Iran amin’ny resaka famokarana baomba atomoka. Karazana tsindry amin’ny hanafoanan’i Etazonia ny ankivy ara-toekarena, toy ny fandrarana ny famatsian-tsolika an’i Iran io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT