Any Ivelany

FIHETSIKETSEHANA TANY ROSIA TAFIAKATRA 4800 NY VOASAMBOTRA OMALY


  • Alatsinainy 01 Febroary 2021

Nangotraka ny fihetsiketsehana tany Rosia omaly alahady nandritra ny hetsika

 

 

goavana fitakiana ny famotsorana ilay lehiben’ny mpanohitra AlexeÏ Navalny izay nosamborin’ny Fitondran’i Vladimir Poutine ny 17 janoary lasa teo. Tafiakatra 4800 ny voasambotra tamina tanàn-dehibe miisa 85, ka tao Moscou (1500 isa) sy Saint-Petersburg ny ankamaroany. Tamin’ny herinandro ambony no efa nisy ny hetsika, ka 2500 teo ho eo no voasambotra tamin’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT