Any Ivelany

Fihaonan’i Donald Trump sy Kim Jung Un Mahavelom-panantenana izao tontolo izao


  • Sabotsy 10 Martsa 2018

Na ny Sinoa, na ny Japoney na ireo firenena tandrefana dia samy velom-panantenana avokoa amin’ilay fiihaonana eo amin’ny filoha Amerikanina Donald Trump sy ny mpitondra an’i Korea Avaratar Kim Jung Un amin’ny volana mey ho avy izao.

 

Tsy mbola fantatra ny daty mazava sy ny toerana mety hanatanterahana ny fihaonana saingy efa fantatra kos any lahadinika fa manodidina fanafoanana ny fitaovam-piadiana nokleary any Korea avaratra sy fametrahana fandriampahalemana maharitra any amin’iny faritra iny.Mbola manankery ny sazy rehetra amin’i Korea Avaratra mandra-pisian’ny fifanarahana an-tsoratra mazava aorian’ny fihaonana, hoy ny filoha Donald Trump.Anisan’ny fepetra napetraka ihany koa ny hoe tsy misy intsony aloha ny andrana amin’ny tifitra balafomamnga ataon’i Korea avaratra mandra-pahatongan’io fihaonana io.Miaiky ny rehetra fa dingana lehibe amin’ny filaminana sy fandriampahalemana maneran-tany izao fihaonan’ny mpitantana Amerikanina sy Koreana tavaratra izao. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT