Any Ivelany

FIFIDIANANA TANY GEORGIE NANDRESY NY DEMOKRATY


  • Alakamisy 07 Janoary 2021

Ny Demokraty no hanatombo kokoa ao amin’ny kongresy Amerikanina, raha ny vokatra vonjimaika omaly tamin’ny

 

fifidianana loholona tany Géorgie. Nandresy I Jon Ossoff sy Raphael Warnock nanoloana ny kandidan’ny Repoblikanina izay efa loholona teo aloha David Perdue sy Kelly Loeffler. 50 avy ny toerana azo, saingy raha misy ny fitovian’ny isa eo amin’ny fanapahan-kevitra, dia ny Filoha Lefitra Kamala Harris no ho tompon’ny teny farany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT