Any Ivelany

FIFIDIANANA TANY ETAZONIA ANY AMIN’NY LOHOLONA NY BAOLINA


  • Talata 15 Desambra 2020

Nilatsaka omaly 14 desambra ny fanendren’ny Vondron’ny mpifidy avy amin’ireo

 

Fanjakana 50 miampy an’i Washington, DC, fa i Joe Biden no filoha Amerikanina faha-46. 306 ny mpividy vaventy azon’I Biden, raha 232 ny an’i Trump, raha ny vokatra. Ny 06 janoary 2021 dia hitarika ny fivorian’ny Kongresy, ka hamaky mafy ny “certificat” avy amin’ny mpifidy vaventy ny Sekreteram-panjakana Mike Pompeo. Raha tsy misy loholona manohitra, dia hankatoavin’ny kongresy ny fifidianana, ary hamafisina ny fahalian’ny filoha sy ny filoha lefitra. Misy amin’ireo amin’ireo mpomba an’i Trump mbola manakiana mafy ny fanisana ny vatom-pifidianana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT