Any Ivelany

FIFIDIANANA FILOHAN’NY CAF KANDIDA 3 NO NOLAVINA


  • Alakamisy 28 Janoary 2021

Ankoatra an’i Ahmad, dia kandida miisa 2 hafa no nolavina tsy afaka hifaninana ho kandida ho filohan’ny CAF.

 

 

Notsivalanan’ny FIFA ny firotsahan’ilay Congolais Constant Omari mpitantana vonjimaikaa ny CAF ankehitriny. Voalaza fa misy fanadihadiana momba azy mandeha eo anivon’ny Komitin’ny etika ao anatin’ny Fifa. Voasakana ihany koa ilay Alzerianina KheÏredine Zetchi noho ny sazy voalaza fa nataon’ny CAF sy ny Federasionina Alzerianina azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT