Any Ivelany

FIFIDIANANA FILOHAN’I NIGER SAMY MILAZA FA HANDRESY I MAHAMANE SY BEZOUM


  • Alakamisy 18 Febroary 2021

Mafampana ny fiomanana amin’ny fifidianana fihodinana faharoa any Niger ny alahady izao.

 

 

 Samy manao serasera mafy fa hivoaka ho mpandresy ny kandida roa. Ny talata teo, nilaza i Mahamane Ousmane kandidan’ny mpanohitra, fa mahatoky ny fandreseny. Omaly, nanitrikitrika ny kandidan’ny Fitondrana Mohamed Bazoum izay nitarika tamin’ny fihodinana voalohany, fa izy no ho mpandresy. “Tsy handresy izany velively izy, ary efa eto am-pelantanantsika ny fandresena”, hoy i Mohamed Bazoun. Ahiana ny sakoroka any Niger.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT