Any Ivelany

FIFIDIANANA FILOHA TANY OUGANDA


  • Alatsinainy 18 Janoary 2021

TOHERIN’I BOBI WINE NY FANDRESEN’I YOWERI MUSEVENI Manohitra

 

ny voka-pifidianana vonjimaika any Ouganda ny kandida Robet Kyangulanyi na “Bobi Wine” sy ny mpanohana azy ao anatin’ny antoko NUP (Plateforme de l’Unité National). Ny sabotsy teo no nambara fa nandresy 58,64% tamin’ny fihodinana voalohany ny Filoha am-perinasa Yoweri Museveni, izay efa nitondra nandritra ny 34 taona, raha toa ka 34,83% kosa no azon’i Bobi Wine, ary ny ambiny no nifampizaran’ireo kandida hafa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT