Any Ivelany

FIFIDIANANA ANY OUGANDA HOTAPAHANA NY TAMBAJOTRAN-TSERASERA


  • Alarobia 13 Janoary 2021

Nanome baiko ny hanapahan’ny orinasan-tserasera hanapaka ny tambajotran-

 

tserasera mandritra ny roa andro manam-pahefana any Ouganda noho ny fanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka. Ny Facebook, Twetter, WhatsApp, Signal, Viber no tafiditra ao anatin’izany. Hifampitana ny Filoha am-perinasa Yoweri Museveni 76 taona ary teo amin’ny fitondrana nanomboka ny 1986 sy ilay mpanakanto malaza Bobi Wine vao 38 taona, izay lasa mpanao politika.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT