Any Ivelany

FIFIDIANANA ANY ALLEMAGNE MBOLA TSY FANTATRA IZAY HO SOLON’I MERKEL


  • Talata 12 Janoary 2021

Olona 3 dia i Friedrich Merz izay isan’ny nanenjika an’i Merkel tao anatin’ny

 

 

fotoana lava ary voalika tamin’ny fitantanana ny antoko nanomboka ny 2000, Norbert Röttgen izay nirona kokoa tamin’ny fitohizana niaraka tamin’ny Merkel, ary Armin Laschet izay nesorin’i Merkel tao anatin’ny governemanta no kandida ho Filohan’ny CDU (Union Democrate-Chretienne). Ny iray amin’ireo no mety ho kandidan’ny Antoko Conservateur amin’ny fifidianana izay ho solon’ny Chancelière Angela Merkel amin’ny 26 septambra ho avy izao, raha tsy misy fiovana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT