Any Ivelany

FIFIDIANANA ANY ALLEMAGNE ARMIN LASCHET NO HISOLO AN’I MERKEL


  • Alarobia 21 Aprily 2021

I Armin Laschet no kandida ofisialin’ny Antoko Kaonservatera CDU (Union Chrétienne Démocrate)

 

 hifaninana handimby ny toeran’I Angela Merkel amin’ny fifidianana hatao ny 26 septambra. I Merkel izay tsy hirotsaka intsony aty amin’ny 16 taona naha chancelière azy, ary adihevitra be tao amin’ny antoko Kaonservatera hoe: iza no kandida hasolo azy? Niala an-daharana I Markus Söder ny minisitre-président an’I Bavière, izay nanaiky ny fahareseny amin’ny savaranonando ka hanohana an’I Armin Laschet. 60 taona I Armin Laschet, ary Filohan’ny CDU nanomboka ny janoary teo. Nahazo ny fanohanan’ny maro an’isa ao amin’ny komity mpanatanteraky ny antoko taorian’ny fivoriana 6ora be izao ny alatsinainy alina teo. Nianatra manokana momba ny lalàna I Laschet, ary lasa mpanao gazety taty aoriana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT