Any Ivelany

FIFANINTSANAN’NY MONDIAL 2020 IRAY VONDRONA I FRANTSA, UKRAINE, FILANDE,…


  • Talata 08 Desambra 2020

Tontosa omaly hariva ny hatsapaka amin’ny lalao isam-bondrona ho an’ireo

 

firenena any amin’ny Faritra Eoropa eo amin’ny fifanintsanan’ny “Mondial 2022”. Iray vondrona amin’i Ukraine, Finlande, Bosnie-Hezégovine, ary Kazakhstan ny Fantsay, izay tompodaka farany. Fantatray tsara ny mpifanandrina roa satria i Ukraine dia efa resinay 7-1 (07 oktobra 2020), ary i Finlande nandresy anay 2-0 (11 novambra 2020), hoy i Didier Deschamps omaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT