Any Ivelany

FIFANINAN’NY LIGA MIHA MAHAZO AINA NY FC BARCELONE


  • Alatsinainy 11 Janoary 2021

Manomboka mahazo hery ny FC Barcelone ao anatin’ny fifaninanan’ny “Liga” any Espagne.

 

Ny alin’ny sabotsy teo, nomontsanin-dry Messi tamin’ny isa 4-0 ny Granada teo amin’ny andro faha-18 amin’ny fifanintsanana. Nahafaty baolina roa avy i Messi sy Griezmann. Niakatra ho eo amin’ny laharana faha-3 vonjimaika ny FC Barcelone izay manana isa 34, isa telo sisa no manasaraka azy amin’ny Real de Madrid faharoa izay manana isa 37, voalohany kosa ny Atletico Madrid manana isa 38. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT