Any Ivelany

Fifandonana tany Indonezia Miisa ireo 6 no namoy ny ainy


  • Alakamisy 23 Mey 2019


 

 

Nitrangana fifandonana tany Djakarta teo amin`ny mpanohitra sy mpomba ny fitondrana ary ny polisy taorian`ny fanambarana ofisialy ny vokatra milaza ny fandresena indray an`i Jokko Widodo, filoham-pirenena teo aloha. 20 mahery ireo voasambotra. Milaza hanao fikarohana manokana ny amin`ilay olona nolazaina fa voatifitry ny balan`ny polisy ny mpitandro filaminana. Miisa 6 ireo  namoy ny ainy tamin`ny fifandonana. Nampiasa etona mandatsa-dranomaso mba hanaparitahana ireo mpitokona ny mpitandro fimaninana nandritra ny fifandonana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT