Any Ivelany

FIFANDONANA TANY AFGHANISTAN TALIBANS 51 MATIN’NY TAFI-PANJAKANA


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Nafana ny fifandonana teo amin’ny Talibans sy ny tafi-panjakana Afghans ny alin’ny sabotsy teo.

 

 Nisy ny fanafihana izay naharatrana sy nahafatesana sivily maro tany Kandahar, ka isan’izany ny fianankaviana iray nisy olona fito izay niara-maty, hoy ny manampahefana ao an-toerana. Nitifitra tamin’ny “roquette” sy ny maro hafa ny Talibans, saingy namely sy nidaroka baomba ny tafika, ka Talibans 51 no ambaran’ny governemanta Afghans fa matin’izy ireo. Ny fampahalalam-baovao hafa kosa milaza fa 12 ireo Talibans maty.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT