Any Ivelany

Fiarovana ny tontolo Nisy fifaninanana fanangonana fako plastika


  • Alakamisy 04 Jolay 2019

Nivoaka ankehitriny ny ezaka nataon`ireo mpirotsaka an-tsehatra nanadio ranomasina tamin`ny alalan`ny fifaninanana.

 

 Fako plastika maherin`ny iray taonina no voaangona ireo mpandray anjara izay nanomboka ny faran`ny volana mey teo ny asa. Fanatanjahantena anaty ranomasina natao ho fiarovana ny planeta no natao tamin`izany.  Notanterahina tao Eoropa ity fifaninanana voalohany ity amin`ny fanangonana fako plastika teo amin`ny ranomasimbe mediteranenina nanomboka tamin`ny sisin`i Marseille ka 80 isa ireo mpandray anjara.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT