Any Ivelany

Fiaraha-mitantanana Mitaky fifidianana vaovao ny parlemantera isaraelianina


  • Zoma 31 Mey 2019

Tsy mbola tafapetraka mihitsy ny fiaraha-mitantana ao Israely, taorian` ny fandresen` ny antoko havanana ny fifidianana solombavambahoaka ny volana aprily lasa teo ka naleon` ny praiministra Benjamin Netanyahu namerina ireo Israelianina mifidy ny 17 septambra ho avy izao

 

. Tsy vitan` ny praiministra no nanendry ireo mpikambana eo anivon` ny governemanta ka nifidy ireo depiote ny alarobia hifoha alakamisy fa mila foanana ny parlemanta Knesset.  Benjamina Netanyahu dia tokony nampijoro ny governemanta maro an` isa taorian` ny fifidianana ny volana aprily lasa teo. Isan` izany, 5 avy amin`ny “parti laic” sy nationalista Israel Beiteinou ary 16 avy amin` ireo antoko roa izay mitandro ny “judaisme”. Sahiran-tsainy ny praiministra ka izao miverina mifidy izao ny Israelinina.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT