Any Ivelany

FIARA JAGUAR HO ELEKTRIKA AVOKOA MANOMBOKA NY 2025


  • Talata 16 Febroary 2021

Namoaka fanambarana ny Orinasa Britanika mpamokatra ny marika Jaguar Land Rover omaly alatsinainy,

 fa hivadika ho elektrika avokoa ny fiara avo lenta vokariny dia ny Jaguar manomboka ny taona 2025. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa “maitso” sy fiarovana ny tontolo iainana mba tsy hisy fampiasana ny “carbone” intsony hatramin’ny 2039. Manodidina ny 2,5 miliara livres isan-taona no aompan’io orinasa io amin’ny tetikasa elektrika amin’izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT