Any Ivelany

FIAMPANGANA MOMBA NY COVID-19 TONGA ANY CHINE NY IRAKY NY OMS


  • Zoma 15 Janoary 2021

Nigadona any Wuhan Chine ny iraky ny OMS hanao fanadihadiana momba ny niforonan’ny valanaretina covid-19.

 

 

Isan’ny nanenjika mafy an’i Chine ho nanapoizina izao tontolo izao i Etazonia, ary lasa nanampy trotraka ny ady mangatsiaka teo amin’ny roa tonta io. Avy any Singapour no nihazo an’i Chine ny delegasionina, ary nisy manam-pahaizana roa avy amin’ny OMS voatery nijanona any noho izy ireo voatily fa tratry ny covid-19. Mahatratra 1,99 tapitrisa eo ny olona efa matin’ny Covid-19 hatrizay, ary 93 tapitrisa mahery ny voa, 24 tapitrisa mahery mbola tsaboina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT